2Tantara 1:16 - DIEM PROTESTANTA16 Ny soavalin’i Salômôna dia avy tany Ejipta sy Silisia; ireo mpandranton’ny mpanjaka no nividy azy tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ny soavalin’i Salômôna dia avy tany Ejipta sy Silisia; ireo mpandranton’ny mpanjaka no nividy azy tany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Avy any Ejipta no niavian’ny soavalin’i Salômôna, antokony iray tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka no nandeha naka azy amin’andiany, araka ny vidiny efa nifanekena: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Avy tany Egypta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Avy tany Egypta no nahazoan'i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin'ny mpandranton'ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny. Jereo ny toko |