Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 1:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Dia niverina tany Jerosalema i Salômôna rehefa niala teo amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna, izay nisy ny Tranolay fihaonana; ary nanjaka tamin’i Israely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Tonga tany Jerosalema, teo anoloan’ny tranolay fihaonana i Solomona, rehefa avy teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona; ary nanjaka tamin’ny Israely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Dia niverina tany Jerosalema i Salômôna rehefa niala teo amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna, izay nisy ny Tranolay fihaonana; ary nanjaka tamin’i Israely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Avy tao amin’ny fitoerana avo tao Gabaôna sy tao amin’ny trano lay fihaonana i Salômôna, dia nody tany Jerosalema, ary nanjaka tamin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin’ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan’ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin’ny Isiraely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin'ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin'ny Isiraely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Tonga tany Jerosalema, teo anoloan’ny tranolay fihaonana i Solomona, rehefa avy teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona; ary nanjaka tamin’ny Israely izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 1:13
4 Rohy Ifampitohizana  

I Salômôna mpanjaka no nanjaka tamin’i Israely manontolo.


Nanangona kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly i Salômôna ka nanana kalesy 1 400 ary mpitaingin-tsoavaly 12 000 izay nisy natobiny tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo aminy tao Jerosalema.


Dia niara-niakatra ho any amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna i Salômôna sy ny olona rehetra tafangona; fa tao no nisy ny Tranolay fihaonana tamin’Andriamanitra, dia ilay nataon’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO tany an-taniefitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra