Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Timoty 6:7 - DIEM PROTESTANTA

7 satria tsy nitondra na inona na inona isika nanketo amin’izao tontolo izao ary tsy hahatondra na inona na inona miala eto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona rehefa miala.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 satria tsy nitondra na inona na inona isika nanketo amin’izao tontolo izao ary tsy hahatondra na inona na inona miala eto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 satria tsy nitondra na inona na inona isika no niditra tamin’izao tontolo izao, ka iaraha-mahita fa tsy hahatondra na inona na inona koa no hiala eto:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona rehefa miala.

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 6:7
6 Rohy Ifampitohizana  

sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon’ineny, ary mitanjaka koa no hiverenako avy an-kibon’ny tany. Ny TOMPO no nanome, ny TOMPO no naka. Isaorana anie ny anaran’ny TOMPO.


Aza mba mialona raha misy tonga mpanana, raha mitombo voninahitra ny tranony.


satria ny harena akory tsy haharitra mandrakizay ary ny satroboninahitra tsy hateza hampitaina amin’ny taranaka mifandimby.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra