1Timoty 3:9 - DIEM PROTESTANTA9 mitana tsara ny tsiambaratelo nambara momba ny finoana ka mitana izany amin’ny fieritreretana mahitsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 mitana tsara ny tsiambaratelo nambara momba ny finoana ka mitana izany amin’ny fieritreretana mahitsy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 mitana ny misterin’ny finoana amim-pieritreretana madio; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin'ny finoana amin'ny fieritreretana madio. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. Jereo ny toko |
Ary iaraha-miaiky fa lehibe ny tsiambaratelo nambara momba ny fivavahantsika: Niharihary ho olombelona i Kristy, nankatoavin’Andriamanitra tamin’ny herin’ny Fanahy masina ary niseho tamin’ny iraka; notorîna tany amin’ny firenena, ka ninoana eran’izao tontolo izao; nakarina any an-danitra tamim-boninahitra.