1Timoty 2:15 - DIEM PROTESTANTA15 Kanefa hovonjena ihany ny vehivavy amin’ny fananan-janaka, raha maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana ombàn’ny fahononan-tena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Nefa hovonjena ihany izy amin’ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin’ny fahononan-tena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Kanefa hovonjena ihany ny vehivavy amin’ny fananan-janaka, raha maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana ombàn’ny fahononan-tena. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 nefa hovonjena ihany izy, noho ny fiterahan-jaza, raha tahiny maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamarinana amam-pahalalana onony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Nefa hovonjena ihany izy amin’ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin’ny fahononan-tena. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin'ny fahononan-tena. Jereo ny toko |
Hanao izay hanitarana ny fahefàny izy ary hampisy fiadanana tsy misy fetra. Ny sezafiandrianan’i Davida no hipetrahany ary ny fanjakany no hofeheziny ka haoriny sy hohamafisiny amin’ny rariny sy ny hitsiny, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Izany no hotanterahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, vokatry ny firedaredam-pitiavany.