Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Timoty 2:14 - DIEM PROTESTANTA

14 tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary tsy i Adama no voafitaka fa ny vehivavy no voafitaka ka tonga mpanota.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 ary tsy i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy voafitaka no tonga nanota;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 2:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary hitan-dravehivavy fa maha te hihinana ny voan’ilay hazo sady mahasarika ny maso no mampitsiriritra hahazoana fahiratan-tsaina. Dia nitoazany ny voany ka nohaniny; ary nomeny koa ny vadiny izay niaraka taminy ka nihinana.


«Raha misy kosa vehivavy tera-bavy, dia haloto tahaka ny amin’ny fadimbolany izy, kanefa tapa-bolana no haharetan’ny fahalotoany; ary mandritra ny 66 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana.


Saingy atahorako fandrao hihasimba ny toe-tsainareo, ka hilaozanareo ny firaiketam-po mahitsy sy madio amin’i Kristy, tahaka ny nahavoafitaka an’i Eva tamin’ny lainga tsara lahatra nataon’ny bibilava.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra