Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Timoty 2:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Tsy mamela azy hampianatra aho na hanjakazaka amin’ny lahy, fa tokony hangina:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Tsy mamela azy hampianatra aho na hanjakazaka amin’ny lahy, fa tokony hangina:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 fa tsy avelako hampianatra ny vehivavy, na handidy ny lehilahy, fa hangina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 2:12
2 Rohy Ifampitohizana  

dia aoka hangina ireo vehivavy mandritra ny fiaraha-miangona, satria tsy azony atao ny miteny; fa aoka hanoa izy ireo araka ny voalazan’ny bokin’ny lalàna rahateo.


hahafehy tena, hadio toetra, hahakojakoja tokantrano, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hanevateva ny tenin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra