Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:4 - DIEM PROTESTANTA

4 maro vady aman-janaka ny taranany, isam-pianakaviany, ka lehilahy mahery zatra miantafika 36 000 no nananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanana miaramila antokotokony izy araka ny taranany sy ny fianakaviany avy, enina arivo sy telo alina izany; fa maro ny vady aman-janak’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 maro vady aman-janaka ny taranany, isam-pianakaviany, ka lehilahy mahery zatra miantafika 36 000 no nananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nana-miaramila momba azy, efa hary fitaovana hiantafika izy ireo, araka ny fianakaviana fiaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy, nisy 36.000 ireny, fa maro vady aman-janaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nanana miaramila antokotokony izy araka ny fireneny sy ny fianakaviany avy, dia enina arivo amby telo alina; fa maro ny vady aman-janak’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nanana miaramila antokotokony izy araka ny fireneny sy ny fianakaviany avy, dia enina arivo amby telo alina; fa maro ny vady aman-janak'ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanana miaramila antokotokony izy araka ny taranany sy ny fianakaviany avy, enina arivo sy telo alina izany; fa maro ny vady aman-janak’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:4
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 18 000 lahy izay notsongaina anarana mba handeha hampanjaka an’i Davida.


Ny zanakalahin’i Hozỳ dia i Jizrahià; ny zanakalahin’i Jizrahià dia i Mikaela sy i Hôbadià ary i Joela sy i Jisià: izy dimy mianaka ireto dia samy loham-pianakaviana avokoa;


Ireo havany, ho an’ny fianakaviana sisa rehetra avy amin’ny fokon’i Jisakara, dia miisa 87 000 izy rehetra no lehilahy mahery.


omby 36 000 ka ny 72 ho an’ny TOMPO;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra