Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasako sy i Bimehala ary i Hasvata: ireo no zanakalahin’i Jafleta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasaka, i Bimala ary i Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafleta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasako sy i Bimehala ary i Hasvata: ireo no zanakalahin’i Jafleta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Zanaka lahin’i Jeflata: i Foseka, i Kamaala ary i Asota: ireo no zanaka lahin’i Jeflata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary ny zanakalahin’i Jafieta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafieta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary ny zanakalahin'i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin'i Jafleta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasaka, i Bimala ary i Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafleta.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:33
2 Rohy Ifampitohizana  

I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo.


Ny zanakalahin’i Semera, rahalahin’i Jafleta, dia i Ahỳ sy i Rôhagà ary i Hobà sy i Arama.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra