1Tantara 7:17 - DIEM PROTESTANTA17 ary ny zanakalahin’i Olama dia i Bedàna. Ireo no taranak’i Gilehada zanakalahin’i Makira sy zafin’i Manase. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ny zanakalahin’i Olama dia i Bedana. Ireo no zanakalahin’i Gileada, zanakalahin’i Makira, zanakalahin’i Manase. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 ary ny zanakalahin’i Olama dia i Bedàna. Ireo no taranak’i Gilehada zanakalahin’i Makira sy zafin’i Manase. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 zanaka lahin’i Olama: i Badàna. Ireo no zanaka lahin’i Galaada, zanak’i Makira, zanak’i Manase. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary ny zanakalahin’i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin’i Gileada, zanakalahin’i Makira, zanakalahin’i Manase. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary ny zanakalahin'i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin'i Gileada, zanakalahin'i Makira, zanakalahin'i Manase. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ny zanakalahin’i Olama dia i Bedana. Ireo no zanakalahin’i Gileada, zanakalahin’i Makira, zanakalahin’i Manase. Jereo ny toko |