Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Efatra ny zanakalahin’i Jisakara: dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Poa, i Jasoba ary i Simrona; efatra izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Efatra ny zanakalahin’i Jisakara: dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Zanaka lahin’i Isakara: i Tolà, i Foà, i Josoba ary i Simerôna: efatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY ny zanakalahin’Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Poa, i Jasoba ary i Simrona; efatra izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:1
4 Rohy Ifampitohizana  

I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.


Ny zanakalahin’i Tôlà dia i Hozỳ sy i Refaià, i Jeriela sy i Jahimay ary i Jibsama sy i Samoela izay samy lohan’ireo fianakaviana nipoitra avy tamin’i Tôlà sady samy lehilahy mahery teo anatrehan’ny taranany. Tamin’ny andron’i Davida, dia 22 600 no isan’ny terak’i Tôlà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra