1Tantara 29:9 - DIEM PROTESTANTA9 Dia samy faly ny besinimaro nanolotra fanomezana an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany an’izany ho an’ny TOMPO; ary faly dia faly koa i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan’ireo, fa tamin’ny fony manontolo no nahazotoany nanatitra ho an’NY TOMPO; faly dia faly koa i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia samy faly ny besinimaro nanolotra fanomezana an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany an’izany ho an’ny TOMPO; ary faly dia faly koa i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Nahafaly ny vahoaka ny fanatiny an-tsitrapo, satria tamim-po mazava no nanaovany an’izany fanatitra izany ho an’i Iaveh. I Davida mpanjaka koa faly dia faly tamin’izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan’ireo, fa tamin’ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an’i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan'ireo, fa tamin'ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an'i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan’ireo, fa tamin’ny fony manontolo no nahazotoany nanatitra ho an’NY TOMPO; faly dia faly koa i Davida mpanjaka. Jereo ny toko |
Indray andro dia hoy i Jôasy tamin’ireo mpisorona: –Angoninareo izay vola rehetra entina ato an-tranon’ny TOMPO, dia ny vola nandoavan’ny olona ny hetrany na ny vola natolotra an-tsitrapo. Asaivo hangonin’ireo mpandray vola voatendry izany ka hampiasainareo hanamboarana izay hitanareo fa simba amin’ny tempoly.
Fantatro, ry Andriamanitro ô, fa mandinika ny ao am-pon’ny olona Ianao ary mankasitraka ny hitsim-po. Raha izaho, dia tamin-kitsim-po no nanolorako an-tsitrapo ireo fanomezana rehetra ireo; ary ankehitriny, dia amin-kafaliana no ahitako ny vahoakanao izay vory eto, nanolotra an-tsitrapo ny fanomezany ho Anao.