1Tantara 28:13 - DIEM PROTESTANTA13 Nomeny azy ny amin’ny fitsinjarana ireo mpisorona sy levita ho antokony, ny amin’ny fanompoana rehetra ho fanao ao an-tranon’ny TOMPO ary ny amin’ny fanaka rehetra ho fampiasa ao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 natolony azy koa ny ho an’ny antokon’ny mpisorona sy ny levita, ny ho an’ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ny ho an’ny fanaka rehetra hoenti-manompo ao amin’ny tranon’NY TOMPO, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nomeny azy ny amin’ny fitsinjarana ireo mpisorona sy levita ho antokony, ny amin’ny fanompoana rehetra ho fanao ao an-tranon’ny TOMPO ary ny amin’ny fanaka rehetra ho fampiasa ao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 ho an’ny antokon’ny mpisorona sy ny Levita, ho an’ny raharaha rehetra momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 sy ho an’ny antokon’ny mpisorona sy ny Levita koa, ary ho an’ny fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah sy ho an’ny fanaka rehetra ho enti-manompo ao an-tranon’i Jehovah, Jereo ny tokoMalagasy Bible13 sy ho an'ny antokon'ny mpisorona sy ny Levita koa, ary ho an'ny fanompoana rehetra ao an-tranon'i Jehovah sy ho an'ny fanaka rehetra ho enti-manompo ao an-tranon'i Jehovah, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 natolony azy koa ny ho an’ny antokon’ny mpisorona* sy ny levita, ny ho an’ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ny ho an’ny fanaka rehetra hoenti-manompo ao amin’ny tranon’NY TOMPO, Jereo ny toko |
Indreo ny antoko-mpisorona sy levita, hanao ny fanompoana rehetra ao an-tempolin’Andriamanitra; mba hahavitana ny asa manontolo, dia miaraka aminao koa ireo olona feno risimpo sady kinga amin’ny taozavatra isan-karazany; ary ny lehibe mbamin’ny vahoaka rehetra dia hankatò ny baikonao an-tsakany sy an-davany.