Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:30 - DIEM PROTESTANTA

30 I Ôbila, izay Jismahelita, no mpiandraikitra ny rameva. I Jehedeià, avy any Merônôta, no mpiandraikitra ny borikivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ny mpiandraikitra ny rameva dia i Obila ismaelita; ny mpiandraikitra ny borikivavy dia i Jedeia meronotita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 I Ôbila, izay Jismahelita, no mpiandraikitra ny rameva. I Jehedeià, avy any Merônôta, no mpiandraikitra ny borikivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 i Obila Ismaelita no amin’ny rameva, i Jadiasa avy any Merônata no amin’ny ampondravavy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 ary ny tonian’ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian’ny borikivavy dia Jedeia Meronotita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 ary ny tonian'ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian'ny borikivavy dia Jedda Meronotita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ny mpiandraikitra ny rameva dia i Obila ismaelita; ny mpiandraikitra ny borikivavy dia i Jedeia meronotita;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:30
5 Rohy Ifampitohizana  

ary ny tany Ejipta manontolo dia eo anatrehanao; koa izay faritra tsara indrindra no amponeno azy. Mahazo mipetraka ao amin’ny faritr’i Gôsena izy; ary raha fantatrao fa misy olo-mahay amin’izy ireo, dia tendreo ho lehiben’ny fiandrasana ny andiam-biby fiompiko.


I Sitray, avy any Sarôna, no mpiandraikitra ny omby nandrasana tany Sarôna. I Safata, zanakalahin’i Hadlay, no mpiandraikitra ny omby nandrasana tan-dohasaha.


I Jaziza, izay Hagrita, no mpiandraikitra ny ondry aman’osy. Ireo rehetra ireo no mpiandraikitra ny fananan’i Davida mpanjaka.


Nanarakaraka ireo, dia i Melatià ilay Gibehônita sy i Jadôna ilay Merônôtita, mbamin’ny mponin’i Gibehôna sy ny mponin’i Mitsepà no namboatra ny manda hatreo akaikin’ny trano fonenan’ny governora mpifehy ny faritra etỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata.


Nanana ondry fito arivo sy rameva telo arivo ary omby arivo sy borikivavy dimanjato mbamin’ny mpanompo marobe koa izy. I Jôba no lehilahy nanan-kaja indrindra tany atsinanan’i Palestinina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra