Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Nanomboka fanisana i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tsy namarana, noho ny fahatezeran’Andriamanitra vokatr’izany tamin’i Israely; ka tsy voasoratra ao amin’ilay boky atao hoe «Tantaran’i Davida mpanjaka» ny isan’ny mponina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Nanomboka nanisa i Joaba, zanak’i Zeroia, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Israely tamin’izany ka tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nanomboka fanisana i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tsy namarana, noho ny fahatezeran’Andriamanitra vokatr’izany tamin’i Israely; ka tsy voasoratra ao amin’ilay boky atao hoe «Tantaran’i Davida mpanjaka» ny isan’ny mponina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Efa nanomboka ny fanisana i Jôaba zanak’i Sarvià, fa tsy nahatapitra izany, satria azon’ny hatezeran’i Iaveh noho izany i Israely ka ny isa efa hita dia tsy voasoratra ao amin’ny rejistry ny tantaran’i Davida mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Joaba, zanak’i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Isiraely tamin’izany, ka dia tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Joaba, zanak'i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin'ny Isiraely tamin'izany, ka dia tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'i Davida mpanjaka ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Nanomboka nanisa i Joaba, zanak’i Zeroia, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Israely tamin’izany ka tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:24
3 Rohy Ifampitohizana  

I Hazmavety, zanakalahin’i Hadiela, no mpiandraikitra ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka. I Jônatàna, zanakalahin’i Hozià, no mpiandraikitra ny trano fitahirizam-bokatra, na tany ambanivohitra na tamin’ny tanàn-dehibe na tamin’ny tanàna kely na tamin’ny tilikambo fiarovana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra