Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:18 - DIEM PROTESTANTA

18 ny faha-23, azon’i Delaià; ny faha-24, azon’i Mahazià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 ny fahatelo amby roapolo dia an’i Delaia, ny fahefatra amby roapolo dia an’i Mazia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 ny faha-23, azon’i Delaià; ny faha-24, azon’i Mahazià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 an’i Dalajao ny faha-23, an’i Maziao ny faha-24.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 ny fahatelo amby roa-polo an’i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an’i Mazia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 ny fahatelo amby roa-polo an'i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an'i Mazia.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 ny fahatelo amby roapolo dia an’i Delaia, ny fahefatra amby roapolo dia an’i Mazia.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:18
3 Rohy Ifampitohizana  

ny faha-21, azon’i Jakina; ny faha-22, azon’i Gamola;


Izany no fitsinjarana ny taranak’i Aharôna ho antokony amin’ny fanompoany avy, mba hahatongavany ao an-tranon’ny TOMPO; araka ny fitsipika izay tena nifandraika tamin’ny didy nomen’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no nampitan’i Aharôna razambeny azy.


i Salo sy i Hamôka ary i Hilkià sy i Jedahià. Tamin’ny andron’i Jesoa dia ireo no lohandoha-mpisorona sy mpiombom-panompoana aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra