Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 23:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Araka ny faratenin’i Davida no nanisana ny levita, nanomboka hatreo amin’ny roapolo taona no ho miakatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Fa araka ny faratenin’i Davida dia nisaina hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra ny levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Araka ny faratenin’i Davida no nanisana ny levita, nanomboka hatreo amin’ny roapolo taona no ho miakatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Koa araka ny didy farany avy amin’i Davida no nanisana ny taranak’i Levì, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Fa araka ny fara-tenin’i Davida dia nisaina hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Fa araka ny fara-tenin'i Davida dia nisaina hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Fa araka ny faratenin’i Davida dia nisaina hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra ny levita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 23:27
9 Rohy Ifampitohizana  

Izao no fanambaràna farany nataon’i Davida: Teny hentitr’i Davida, zanakalahin’i Jisay, dia teny hentitry ny lehilahy izay voafidin’ilay Andriamanitr’i Jakôba mba ho voasandratra ho mpanjaka sady voahasohason’ireo hiran’i Israely:


Ireo rehetra ireo no taranak’i Levỳ, izay samy lohany teo amin’ny fianakaviany avy, araka ny nanisana azy sy nanoratana anarana azy tsirairay: nanao ny asa fanompoana tao an-tranon’ny TOMPO ireo, nanomboka hatreo amin’ny roapolo taona no ho miakatra.


koa ny levita dia tsy hitondra ny Tranolay fihaonana sy ny fanaka rehetra fanaovana fanompoana momba izany intsony.»


Manolo-tena izy ireo hobaikoin’ny taranak’i Aharôna ny amin’ny fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO na momba ireo kianja aman’efitrano izany na momba ny fanadiovana ireo fitaovana masina rehetra. Ny raharaha mifandray amin’ny fanompoana ny tranon’Andriamanitra dia ireto:


Natao fanisana tsirairay ireo vatan-dehilahy levita, hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, ka 38 000 no isany.


Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.


Tapitra eto ny tonombavak’i Davida zanakalahin’i Jisay.


Hiandraikitra ny fanaka rehetra momba ny Tranolay fihaonana izy ary ho vonona hanompo ny Israelita ka hanatanteraka izany ao amin’ny Tranolay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra