1Tantara 22:7 - DIEM PROTESTANTA7 sady niteny taminy hoe: –Anaka efa mby tato am-poko ny hanorina trano ho an’ny TOMPO Andriamanitro; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 ary niteny taminy hoe: Anaka, efa tato am-poko ny hanao trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 sady niteny taminy hoe: –Anaka efa mby tato am-poko ny hanorina trano ho an’ny TOMPO Andriamanitro; Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Izao no lazain’i Davida tamin’i Salômôna: «Anaka, zava-nokendreko ny hanao trano ho an’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitro; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamanitro; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 ary niteny taminy hoe: Anaka, efa tato am-poko ny hanao trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitro. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny, aoka ny fo amam-panahinareo hifantoka hitady ny TOMPO Andriamanitrareo! Irosoy ny asa, aoreno ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitra; ary dia ao amin’ny tempoly haorina ho voninahitry ny TOMPO no hampidiranareo ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO sy hampidiranareo ny fanaka voatokana hanompoana an’Andriamanitra.
Amin’izay, ilay toerana hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hipetrahan’ny voninahiny no hitondranareo ny zavatra rehetra nandidiako anareo: dia ny sorona dorana manontolo sy ny sorom-pihavanana ataonareo, ny fahafolon-karenareo, ny fitia tsy mba hetra foinareo, ny zavatra rehetra voafantinareo mba hanalana ny voadinareo tamin’ny TOMPO.