1Tantara 21:26 - DIEM PROTESTANTA26 Teo no nanorenan’i Davida alitara ho an’ny TOMPO; ary nanolotra sorana dorana manontolo sy sorom-pihavanana izy sady niantso ny TOMPO, ka novaliany tamin’ny afo avy tany an-danitra, dia afo izay latsaka teo amin’ny alitara nisy ny sorona dorana manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary nanorina alitara ho an’NY TOMPO teo i Davida ka nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana; dia niantso NY TOMPO izy ka novaliny tamin’ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Teo no nanorenan’i Davida alitara ho an’ny TOMPO; ary nanolotra sorana dorana manontolo sy sorom-pihavanana izy sady niantso ny TOMPO, ka novaliany tamin’ny afo avy tany an-danitra, dia afo izay latsaka teo amin’ny alitara nisy ny sorona dorana manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Dia nanangana ôtely teo i Davida, ho an’i Iaveh, ary nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana. Izy niantso an’i Iaveh, ary i Iaveh namaly azy tamin’ny afo avy any an-danitra latsaka teo amin’ny ôtely nisy ny sorona dorana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary Davida nanorina alitara teo ho an’i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; dia niantso an’i Jehovah izy ka novaliany tamin’ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary Davida nanorina alitara teo ho an'i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; dia niantso an'i Jehovah izy ka novaliany tamin'ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ary nanorina alitara ho an’NY TOMPO teo i Davida ka nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana; dia niantso NY TOMPO izy ka novaliny tamin’ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo. Jereo ny toko |