1Tantara 20:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ireo miaramila filistinina ireo dia samy taranak’i Rafà tao Gata, ka matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ireo no taranaky ny Refaìta tao Gata; matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ireo miaramila filistinina ireo dia samy taranak’i Rafà tao Gata, ka matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Tarana-dRafà tao Geta ireo lehilahy ireo, ary matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ireo no taranaky ny Refaïta tao Gata, ka matin’ny tànan’i Davida sy ny tànan’ny mpanompony ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ireo no taranaky ny Refaìta tao Gata; matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony ireo. Jereo ny toko |
Mbola nahita zavatra betsaka tetỳ ambonin’ny tany koa aho. Tsy ny faingam-pandeha hatrany no mandresy eo amin’ny fihazakazahana; ary tsy ny mahery fo hatrany no mandresy eo amin’ny ady. Tsy ny hendry no mora mahazo ny hanina hohaniny; ary tsy ny manan-tsaina no mora mahazo harena. Tsy ny olo-mahay no tsy maintsy homem-boninahitra, fa samy mpahazo ny rehetra na ny fanambinana na ny sampona.