1Tantara 20:7 - DIEM PROTESTANTA7 Nohantsiny ny Israelita, ka i Jonatàna, zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida, no nahafaty azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary nony nihantsy ny Israely izy dia nahafaty azy i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nohantsiny ny Israelita, ka i Jonatàna, zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida, no nahafaty azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Naniratsira an’i Israely izy, ka matin’i Jonatàna, zanak’i Samaà, rahalahin’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary nony nihantsy ny Israely izy dia nahafaty azy i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida. Jereo ny toko |