Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Ny zanaka lahin’i Semeià: i Nadaba sy i Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary ny zanakalahin’i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin’i Samay dia Nadaba sy Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary ny zanakalahin'i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin'i Samay dia Nadaba sy Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:28
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Rama, lahimatoan’i Jerahimeela, dia i Mahatsa sy i Jamina ary i Hekera.


Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaîla; izy no reny niteraka an’i Ahebàna sy i Môlida.


Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra