1Tantara 19:6 - DIEM PROTESTANTA6 Rehefa nahatsapa ny tenany ho tonga halan’i Davida i Hanòna sy ny Hamônita, dia nampanatitra volafotsy tokony ho telopolo taonina ho an’ny Sirianina tany Mezôpôtamia ambony sy tany Mahekà ary tany Tsôbà mba hanakarama kalesy sy mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nony hitan’ny taranak’i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy dia nandefa iraka hanatitra talenta volafotsy arivo hanakaramany kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-Maka ary Zoba i Hanona sy ny taranak’i Amona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Rehefa nahatsapa ny tenany ho tonga halan’i Davida i Hanòna sy ny Hamônita, dia nampanatitra volafotsy tokony ho telopolo taonina ho an’ny Sirianina tany Mezôpôtamia ambony sy tany Mahekà ary tany Tsôbà mba hanakarama kalesy sy mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Fantatry ny taranak’i Amôna, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo i Hanòna sy ny taranak’i Amôna hanakaramany kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly tany amin’ny Sirianina, any Mesôpôtamia, sy tany amin’ny Sirianina any Maakà sy any Sobà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary nony hitan’ny taranak’i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak’i Amona. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin'i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak'i Amona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Nony hitan’ny taranak’i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy dia nandefa iraka hanatitra talenta* volafotsy arivo hanakaramany kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-Maka ary Zoba i Hanona sy ny taranak’i Amona. Jereo ny toko |