Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 19:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireo mpanjaka nanoa an’i Hadadehezera, dia nandrindra fihavanana tamin’i Davida ka nanoa azy. Ary tsy nety hamonjy ny Hamônita intsony ny Sirianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nony hitan’ireo mpanompon’i Hadadezera fa resy teo anoloan’ny Israely izy dia nanao fihavanana tamin’i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak’i Amona intsony ny Arameana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireo mpanjaka nanoa an’i Hadadehezera, dia nandrindra fihavanana tamin’i Davida ka nanoa azy. Ary tsy nety hamonjy ny Hamônita intsony ny Sirianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Nony hitan’ireo tompomenakelin’i Adarezera fa resy eo anatrehan’i Israely izy, dia nanao fanekem-pihavanana tamin’i Davida izy ireo, ka tonga mpanompony. Ary tsy nety namonjy ny taranak’i Amôna intsony ny Sirianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary nony hitan’ireo nanoa an’i Hadarezera fa resy teo anoloan’ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin’i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak’i Amona intsony ny Syriana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary nony hitan'ireo nanoa an'i Hadarezera fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin'i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak'i Amona intsony ny Syriana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Nony hitan’ireo mpanompon’i Hadadezera fa resy teo anoloan’ny Israely izy dia nanao fihavanana tamin’i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak’i Amona intsony ny Arameana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 19:19
13 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’izany, dia maty ny mpanjakan’ny Hamônita, ka i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireo mpanjaka rehetra mpanoa an’i Hadadehezera, dia nandrindra fihavanana tamin’i Israelita ka nanoa azy. Ary tsy sahy namonjy ny Hamônita intsony ny Sirianina.


Novorin’i Bena-Hadada mpanjakan’i Siria ny tafiny manontolo izay nahitana mpanjaka 32 mpiandany aminy ary koa soavaly mbamin’ny kalesy maro. Dia nataony fahirano i Samaria ka notafihiny.


Teo am-pisotroana niaraka tamin’ny mpanjaka hafa tao an-day i Bena-Hadada raha nahazo izany valinteny izany; koa nomeny baiko avy hatrany ny manamboninahiny mba hiomana hanafika ny tanàna. Dia nioman-kanao izany ireo.


Dia niely eran’ny tany rehetra ny lazan’i Davida, ary nataon’ny TOMPO matahotra an’i Davida ny firenena rehetra.


kanjo vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo ka nahafatesan-dry i Davida 7 000 olona tao an-kalesy 7 000 sy miaramila an-tongotra 40 000; sady matiny koa i Sôfàka filohan-tafika.


Rehefa niherina ny lohataona, fotoana fiaingan’ny mpanjaka handeha hiady, dia i Jôaba no nitarika ny tafika manontolo ka nandrava ny tanin’ny Hamônita sy tonga nanao fahirano an’i Rabà renivohiny; fa i Davida kosa nijanona tao Jerosalema ihany. Nony azon’i Jôaba sy noravany i Rabà,


Montsaniko ireo ka tsy tafarina ary dia mitsitra ambany tongotro.


Afahanao amin’ny vahoaka mpikomy aho ary apetrakao ho filohan’ireo firenena; ka olona tsy fantatro akory no indreo manjary manompo ahy.


Fa hoy izy hoe: ‹Moa tsy mitovy lanja amin’ny mpanjaka ve ireo jeneraliko?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra