Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 19:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Nony nahita ny Sirianina nandositra ny taranak’i Amôna, dia mba nandositra teo anoloan’i Abisaia rahalahin’i Jôaba koa izy, ka niditra tany an-tanàna indray. Dia niverina tany Jerosalema i Jôaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan'i Abisay, rahalahin'i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 19:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.


Rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireto Sirianina ireto, dia naniraka olona hanetsika ny Sirianina izay tany am-pitan’ny ony Eofrata; ary i Sôfàka, filohan’ny tafik’i Hadadehezera, no nitarika azy.


Hataonareo mandositra ny fahavalonareo ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo;


Koa inona àry no mbola holazaintsika eo anoloan’izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra