Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 19:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy; koa vaky nandositra niala teo anoloany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia nandroso niady tamin’ny Sirianina i Jôaba sy ny vahoaka niaraka taminy ka nandositra teo anoloany ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nandroso hiady tamin’ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nandroso hiady tamin'ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy; koa vaky nandositra niala teo anoloany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 19:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.


Fa nisy mpaminany nanatona an’i Ahaba mpanjakan’i Israely ka nanao hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Hitanao va ireo miaramila marobe ireo? Hatolotro eo an-tananao ireo anio, ka dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.»


Mahereza ianao ary aoka isika hahery miady ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika. Ary aoka ny TOMPO no hanao izay heveriny ho tsara!


Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra