Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 19:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Dia hoy i Jôaba tamin’ity rahalahiny: –Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia aoka ianao hamonjy ahy; fa raha mahery noho ianao kosa ny Hamônita, dia hamonjy anao aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary hoy i Joaba: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia hoy i Jôaba tamin’ity rahalahiny: –Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia aoka ianao hamonjy ahy; fa raha mahery noho ianao kosa ny Hamônita, dia hamonjy anao aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Hoy izy: «Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia handeha hamonjy ahy ianao, fa raha mahery noho ianao ny taranak’i Amôna, dia hovonjeko ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona, dia hovonjeko hianao;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak'i Amona, dia hovonjeko ianao;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary hoy i Joaba: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 19:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny sisa tamin’ny tafika kosa natolony hoentin’i Abisy rahalahiny, ka ireo no nilahatra hiady tamin’ny Hamônita.


Mahereza ianao ary aoka isika hahery miady ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika. Ary aoka ny TOMPO no hanao izay heveriny ho tsara!


Mifampitondrà izay mahavesatra, fa izany no hahatanterahanareo ny lalànan’i Kristy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra