Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 18:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamàta, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera mpanjakan’i Tsôbà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Nony ren’i Toy, mpanjakan’i Hamata, fa naharesy ny miaramila rehetra an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, i Davida,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamàta, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera mpanjakan’i Tsôbà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Nony ren’i Tôhò, mpanjakan’i Hamata, fa hoe: resin’i Davida avokoa ny miaramilan’i Adarezera, mpanjakan’i Sobà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary nony ren’i Toy, mpanjakan’i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an’i Hadarezera, mpanjakan’i Zoba,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary nony ren'i Toy, mpanjakan'i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Nony ren’i Toy, mpanjakan’i Hamata, fa naharesy ny miaramila rehetra an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, i Davida,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 18:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamata, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera;


dia nirahin’i Tôhỳ ho any amin’i Davida mpanjaka i Hadôrama zanany lahy mba hiarahaba sy hidera azy noho ny niadiany tamin’i Hadadehezera ka nandreseny azy, satria mpiady tamin’i Tôhỳ io Hadadehezera io; koa fanaka volamena sy volafotsy ary halimo isan-karazany no nampitondrain’i Tôhỳ ho an’i Davida.


Nahazoan’i Davida halimo be dia be koa tao Tibihata sy Kona, izay samy tanànan’i Hadadehezera; ka izany halimo izany no nanaovan’i Salômôna ilay fitobian-drano boribory goavana mbamin’ireo andry sy ireo fanaka halimo (tao an-tempoly).


Rehefa nahatsapa ny tenany ho tonga halan’i Davida i Hanòna sy ny Hamônita, dia nampanatitra volafotsy tokony ho telopolo taonina ho an’ny Sirianina tany Mezôpôtamia ambony sy tany Mahekà ary tany Tsôbà mba hanakarama kalesy sy mpitaingin-tsoavaly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra