Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 18:15 - DIEM PROTESTANTA

15 I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 I Jôaba zanak’i Sarvià no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary Joaba, zanak’i Zeroia, no komandin’ny miaramila; ary Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary Joaba, zanak'i Zeroia, no komandin'ny miaramila; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 18:15
6 Rohy Ifampitohizana  

I Jôaba, zanakalahin’i Tserôià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata, zanakalahin’i Ahitoda, no mpitondratenin’ny mpanjaka;


i Elihôrefa sy i Ahià, samy zanakalahin’i Sisà, no mpitantsoratra; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda no mpitondratenin’ny mpanjaka;


Dia hoy i Davida: «Izay hamely voalohany ny Jebosita dia hatao filohan’ny tafika». Ary i Jôaba, zanakalahin’i Tseroià, no nanafika voalohany; koa izy no nanjary filohan’ny tafika.


Dia nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida ka nanao ny rariny sy ny fahamarinana tamin’ny vahoakany rehetra.


i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Abimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Savesà no mpitantsoratra;


Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra