1Tantara 18:13 - DIEM PROTESTANTA13 Dia nametrahany governora tao Edôma, ka tonga olom-pehezin’i Davida ny Edômita rehetra; ary nampandresy an’i Davida tamin’izay fanafihany rehetra ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra. Fa NY TOMPO nampandresy an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia nametrahany governora tao Edôma, ka tonga olom-pehezin’i Davida ny Edômita rehetra; ary nampandresy an’i Davida tamin’izay fanafihany rehetra ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 ary nametrahany miaramila mponina tao Edôma, ka dia tonga mpanompon’i Davida avokoa i Edôma rehetra. Nomen’i Iaveh an’i Davida ny fandresena tany amin’izay rehetra nalehany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an’i Davida teny amin’izay rehetra nalehany. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra. Fa NY TOMPO nampandresy an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany. Jereo ny toko |
Rehefa izany dia ho tonga ao Gibehà-Elôhima misy andia-miaramila filistinina ianao. Rehefa tonga ao an-tanàna ianao, dia hifanena amin’ny andiana mpaminany izay midina avy eny amin’ny Toeramasina, ka ialohavan’ny mpitendry lokanga sy valiha ny mpively amponga tapaka ary ny mpitsoka sodina. Efa tsindrian-daona haminany avokoa izy ireo.