Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 17:26 - DIEM PROTESTANTA

26 TOMPO ô, Ianao mihitsy no Andriamanitra, ary izaho mpanomponao no efa nampanantenainao izany zava-tsoa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Noho izany, TOMPO ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 TOMPO ô, Ianao mihitsy no Andriamanitra, ary izaho mpanomponao no efa nampanantenainao izany zava-tsoa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Koa ankehitriny, ry Iaveh, Ianao no Andriamanitra, ary nilaza izany teny mahafinaritra izany tamin’ny mpanomponao Ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary noho izany, Jehovah ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary noho izany, Jehovah ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Noho izany, TOMPO ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 17:26
5 Rohy Ifampitohizana  

Satria Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamiko fa hanome taranaka ho ahy; koa izany no maha eto ahy mba hivavaka manatrika anao.


Koa dia ho sitrakao ny hitahy ireo taranako mba hitohy mandrakizay eo anatrehanao; satria raha Ianao no mitahy, TOMPO ô, dia ho voatahy mandrakizay izy.


dia fivavahana miorina amin’ny fanantenana ny fiaina-maharitra mandrakizay. Ilay Andriamanitra tsy mba mandainga dia nampanantena antsika izany fiainana izany, fony tsy mbola nisy ary akory izao rehetra izao;


ireo zavatra anankiroa ireo dia tsy azo ovàna sady tsy hain’Andriamanitra andaingana. Noho izany, isika izay mitady fiarovana ao amin’Andriamanitra dia mahazo fampirisihana mafy hitana tsara ny fanantenana natolotra antsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra