Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 17:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Dia nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izay rehetra nolazain’Andriamanitra azy nandritra io fahitana io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Araka izany teny rehetra izany sy araka io fahitana io no nolazain’i Natana tamin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Dia nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izay rehetra nolazain’Andriamanitra azy nandritra io fahitana io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Dia niteny tamin’i Davida i Natàna araka izany teny rehetra izany sy io fahitana rehetra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana izao no nolazain’i Natana tamin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana izao no nolazain'i Natana tamin'i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Araka izany teny rehetra izany sy araka io fahitana io no nolazain’i Natana tamin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 17:15
5 Rohy Ifampitohizana  

Nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izay rehetra nolazain’Andriamanitra azy nandritra io fahitana io.


Hataoko maharitra mandrakizay ao amin’ny tempoliko sy eo amin’ny fanjakako izy; ary ny sezafiandrianany tsy ho voahozongozona mandrakizay.»


Ary nankeo anatrehan’ny TOMPO tao an-tranolay i Davida mpanjaka, ka nipetraka sady nivavaka hoe: –Ry TOMPO Andriamanitro ô, mba iza moa aho; ary mba inona ny fianakaviako no tonganao amin’ny toerana misy ahy izao?


Raha misy mpaminany manonofy, dia aoka izy hilaza ny nofiny! Fa raha mitondra hafatra avy amiko izy, dia aoka hanambara marina ny teniko! Aoka tsy hafangaro ny mololo sy ny vary hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.


Tsy nafeniko fa notorîko taminareo avokoa ny fikasan’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra