1Tantara 16:29 - DIEM PROTESTANTA29 Tolory haja ny TOMPO satria be voninahitra Izy. Mitondrà fanatitra ka mankanesa eo anatrehany; dia miankohofa eo anatrehan’ny TOMPO, rehefa miseho ny fahamasinany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Manolora fanatitra ka mankanesa eo anatrehany! Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Tolory haja ny TOMPO satria be voninahitra Izy. Mitondrà fanatitra ka mankanesa eo anatrehany; dia miankohofa eo anatrehan’ny TOMPO, rehefa miseho ny fahamasinany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 omeo an’i Iaveh ny voninahitra ho an’ny Anarany. Mitondrà fanatitra ka mankanesa eo anatrehany; mitsaoha an’i Iaveh amin’ny fanamiana masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Manomeza an’i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo anatrehany; Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah amin’ny fihaingoana masina Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Manomeza an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo anatrehany; Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fihaingoana masina Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Manolora fanatitra ka mankanesa eo anatrehany! Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina! Jereo ny toko |