Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 16:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Fahalehibeazana sy famirapiratana no manodidina Azy, ary hery sy fifaliana no mameno ny fonenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, hery sy hafaliana no ao amin’ny fitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Fahalehibeazana sy famirapiratana no manodidina Azy, ary hery sy fifaliana no mameno ny fonenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 fiandrianana amam-pamirapiratana no eo anatrehan’ny Tavany, ary hery aman-kafaliana no eo amin’ny fonenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, Hery sy hafaliana no ao amin’ny fitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, Hery sy hafaliana no ao amin'ny fitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, hery sy hafaliana no ao amin’ny fitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 16:27
12 Rohy Ifampitohizana  

Tsinontsinona avokoa ireo andriamanitry ny firenen-kafa, fa ny TOMPO kosa no nanao ny lanitra.


Ianareo fianakaviamben’ny firenen-drehetra, tolory haja ny TOMPO fa be voninahitra sy hery.


Dia hoy indray i Hezrà tamin’ny vahoaka: –Ndeha mody ka manaova sakafo tsara sy misotroa zava-pisotro mamy, ary mba anatero anjara izay tsy nahavoatra; satria voatokana ho an’ny Tompontsika ity andro ity. Koa aza malahelo, fa ny hafaliana avy amin’ny TOMPO no herinareo.


Ampahafantarinao ahy ny lalana izay mankany amin’ny fiainana; hafaliana no manenika ahy eo anatrehanao, fahafinaretana mitohy no eo ankavananao.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny jejilava. Salamo nataon’i Davida.


Fahalehibeazana sy famirapiratana no manodidina Azy ary hery sy fiandrianana no mameno ny Toeramasiny.


Hitako fa namirapiratra tahaka ny vy mangirana izany endrika izany, sady toa voahodidina afo. Ary teo ambony sy teo ambanin’izay hoatra ny tehezany, dia tazako nisy toy ny afo nandrakotra hazavana azy.


Ray ô, tiako hiaraka amiko any amin’izay misy Ahy ireo nomenao Ahy mba hahita ny voninahitra nomenao Ahy noho Ianao efa tia Ahy talohan’ny nahariana izao tontolo izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra