Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 15:9 - DIEM PROTESTANTA

9 tamin’ny taranak’i Hebrôna dia i Eliela lehibeny mbamin’ny namany valopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Eliela lehibeny sy ny rahalahiny valopolo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 tamin’ny taranak’i Hebrôna dia i Eliela lehibeny mbamin’ny namany valopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 tamin’ny taranak’i Hebrôna: i Eliala lehibe sy ny rahalahiny, 80;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 tamin’ny taranak’i Hebrona dia Eliala lehibeny sy ny rahalahiny valo-polo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 tamin'ny taranak'i Hebrona dia Eliala lehibeny sy ny rahalahiny valo-polo,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Eliela lehibeny sy ny rahalahiny valopolo;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 15:9
9 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Hoziela dia i Haminadaba lehibeny mbamin’ny namany 112 lahy.


tamin’ny taranak’i Elitsafàna dia i Semahià lehibeny mbamin’ny namany roanjato lahy;


Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.


Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra.


Ho an’ny Hamramita sy Jitseharita ary Hebrônita sy Hozielita,


Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ.


Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama, i Jitsehara, i Hebrôna ary i Hoziela. Naharitra telo amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Kehata.


Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra