Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 15:8 - DIEM PROTESTANTA

8 tamin’ny taranak’i Elitsafàna dia i Semahià lehibeny mbamin’ny namany roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 tamin’ny taranak’i Elizafana dia i Semaia lehibeny sy ny rahalahiny roanjato;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 tamin’ny taranak’i Elitsafàna dia i Semahià lehibeny mbamin’ny namany roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 tamin’ny taranak’i Elisafàna: i Semeiàsa lehibe sy ny rahalahiny, 200;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 tamin’ny taranak’i Elizafana dia Semaia lehibeny sy ny rahalahiny roan-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 tamin'ny taranak'i Elizafana dia Semaia lehibeny sy ny rahalahiny roan-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 tamin’ny taranak’i Elizafana dia i Semaia lehibeny sy ny rahalahiny roanjato;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 15:8
3 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Gersôna dia i Jôela lehibeny mbamin’ny namany 130 lahy;


tamin’ny taranak’i Hebrôna dia i Eliela lehibeny mbamin’ny namany valopolo lahy;


Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Misaela sy i Elitsàfana ary i Sitrỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra