1Tantara 15:26 - DIEM PROTESTANTA26 Ary mba hanampian’Andriamanitra ny levita izay nitondra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO, dia notolorana sorona ombilahy fito sy ondrilahy fito Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Rehefa nomban’Andriamanitra ny levita izay nilanja ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia namono vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito ho fanatitra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ary mba hanampian’Andriamanitra ny levita izay nitondra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO, dia notolorana sorona ombilahy fito sy ondrilahy fito Izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Rehefa nomban’Andriamanitra fanampiana ny Levita izay nitondra ny fiaran’ny faneken’i Iaveh, dia namono ombalahy enina sy ondralahy enina natao sorona ny olona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary rehefa nomban’Andriamanitra ny Levita izay nilanja ny fiaran’ny faneken’i Jehovah, dia namono vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito hatao fanatitra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary rehefa nomban'Andriamanitra ny Levita izay nilanja ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, dia namono vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito hatao fanatitra izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Rehefa nomban’Andriamanitra ny levita* izay nilanja ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia namono vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito ho fanatitra izy. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny makà ombilahy fito sy ondrilahy fito ianareo, dia mankanesa any amin’ny Jôba mpanompoko. Hatolotrareo ho sorona dorana manontolo noho ny fahotanareo ireo biby ireo; ary hifona ho anareo i Jôba mpanompoko. Fa ho sitrako ny vavak’i Jôba, ka tsy hamaly anareo araka ny hadalànareo Aho na dia tsy marina tahaka izay nolazain’i Jôba mpanompoko aza ny filàzanareo Ahy.