1Tantara 14:12 - DIEM PROTESTANTA12 Dia nilaozan’ny Filistinina teo ireo andriamaniny ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia nilaozan’ireny teo ireo andriamaniny ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Dia nilaozan’ny Filistinina teo ireo andriamaniny ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Nilaozan’irerỳ tao ny andriamaniny, ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Dia nilaozan’ireny teo ireo andriamaniny, ka dia nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Dia nilaozan'ireny teo ireo andriamaniny, ka dia nasain'i Davida nodorana tamin'ny afo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Dia nilaozan’ireny teo ireo andriamaniny ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo. Jereo ny toko |
Ny sarin-tsampy voasokitra, izay andriamaniny, dia hodoranareo; aza tsiriritinareo na alainareo ho anareo ny volafotsy na volamena izay eo amin’ireny sarin-tsampy ireny, fandrao ho fandrika hampanompo sampy anareo izany: eny, zava-mahatsiravina eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo ireny rehetra ireny.