Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Nanampy ny andian-tafik’i Davida ireo satria lehilahy mahery avokoa, ary nanjary komandy tao amin’ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Tamin’izany dia nisy nankany amin’i Davida isanandro isanandro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nanampy ny andian-tafik’i Davida ireo satria lehilahy mahery avokoa, ary nanjary komandy tao amin’ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Koa isan’andro isan’andro no nisy olona tao amin’i Davida hamangy azy, mandra-pahatongany ho tafika lehibe toy ny tafik’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Fa tamin’izany nisy nankany amin’i Davida isan-andro isan-andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Fa tamin'izany nisy nankany amin'i Davida isan'andro isan'andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin'Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Tamin’izany dia nisy nankany amin’i Davida isanandro isanandro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:22
9 Rohy Ifampitohizana  

Nanohy ny diany i Jakôba, ary nisy anjelin’Andriamanitra nifanena taminy.


Naharitra ela ny adin’ny mpomba an’i Saoly sy ny mpomba an’i Davida. Nihanahery hatrany anefa i Davida fa tsy nitsaha-nikorosy kosa ny taranak’i Saoly.


Fa hoy izy: «Aoka ny marina hifikitra amin’ny lalany, ary aoka ny madio tanana hitombo fiezahana.»


Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; miderà Azy, ry tafiny tontolo.


Iny teo akaikin’i Jerikao iny i Josoa, dia nanopy maso nijery ka indro lehilahy iray nitsangana tandrifiny sady nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany; dia nanatona azy i Josoa ka nanontany azy hoe: –Namanay ve ianao sa naman’ny fahavalonay?


Dia novaliany hoe: –Tsia, fa lehiben’ny tafiky ny TOMPO aho ka tonga atỳ ankehitriny. Dia niankohoka tamin’ny tany i Josoa ka niteny taminy hoe: –Mpanomponao aho, tompoko; ka inona no baikonao amiko?


Koa mifohaza maraina be ianao sy ireo mpanompo izay niara-dia taminao; samia mifoha maraina ianareo, ary mandehana rehefa mazava ny andro.


Ny afakampitso, rehefa tonga tany Tsiklaga i Davida sy ny olony, dia notafihin’ny Hamalekita ny atsimon’i Joda sy i Tsiklaga, noravan’izy ireo sy nodorany ny tanàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra