1Tantara 11:18 - DIEM PROTESTANTA18 Dia namakivaky ny tobin’ny Filistinina izy telo lahy ireto ka nanovo rano tamin’ilay fantsakana teo akaikin’ny vavahadin’i Betlehema, ary nitondra izany ho any amin’i Davida; kanjo tsy nety nisotro i Davida fa nanolotra izany ho an’ny TOMPO kosa ho fanatitra araraka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary namakivaky teo amin’ny miaramilan’ny Filistina izy telo lahy ireo ka nanovo rano tao amin’ny fantsakana tao Betlehema, ilay teo akaikin’ny vavahady, dia noentiny ho any amin’i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy fa naidiny ho an’NY TOMPO izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia namakivaky ny tobin’ny Filistinina izy telo lahy ireto ka nanovo rano tamin’ilay fantsakana teo akaikin’ny vavahadin’i Betlehema, ary nitondra izany ho any amin’i Davida; kanjo tsy nety nisotro i Davida fa nanolotra izany ho an’ny TOMPO kosa ho fanatitra araraka, Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Niaraka tamin’izay ireo teo lahy ireo dia namakivaky ny tobin’ny Filistinina ka nanovo rano teo amin’ny famorian-drano eo am-bavahadin’i Betlehema, dia noraisiny sy nentiny nankeo amin’i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izany i Davida, fa nataony fanatitra araraka ho an’i Iaveh izany, ary hoy izy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary izy telo lahy ireo namaky teo amin’ny miaramilan’ny Filistina ka nanovo rano tao amin’ny fantsakana tao Betlehema, ilay tao akaikin’ny vavahady, dia nentiny ho any amin’i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary izy telo lahy ireo namaky teo amin'ny miaramilan'ny Filistina ka nanovo rano tao amin'ny fantsakana tao Betlehema, ilay tao akaikin'ny vavahady, dia nentiny ho any amin'i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary namakivaky teo amin’ny miaramilan’ny Filistina izy telo lahy ireo ka nanovo rano tao amin’ny fantsakana tao Betlehema, ilay teo akaikin’ny vavahady, dia noentiny ho any amin’i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy fa naidiny ho an’NY TOMPO izany. Jereo ny toko |