Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 3:2 - Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary rehefa afaka hateloana, dia nandeha namaky ny toby ny mpifehy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Rehefa afaka hateloana dia nandeha namakivaky ny toby ny mpifehy

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Nony afaka telo andro, dia nitety ny toby ireo mpifehy vahoaka

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Nony afaka telo andro, dia nitety ny toby ireo mpifehy vahoaka

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nony afaka hateloana, dia nitety ny toby ny manamboninahitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary rehefa afaka hateloana, dia nandeha namaky ny toby ny mpifehy

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Rehefa afaka hateloana dia nandeha namakivaky ny toby ny mpifehy

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 3:2
2 Rohy Ifampitohizana  

ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran’ny faneken’i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin’ izay itoeranareo, ka manaraha azy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra