Josoa 2:2 - Baiboly Protestanta Malagasy2 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjakan’i Jeriko hoe: Injao, misy olona avy tamin’ny Zanak’Isiraely tonga atỳ izao alina izao hisafo ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjakan’i Jeriko hoe: Injao, misy olona avy tamin’ny Zanak’Israely tonga atỳ izao alina izao hisafo ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Ary ren’ny mpanjakan’i Jerikao fa misy Israelita tonga io alina io mba hitsikilo ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ary ren’ny mpanjakan’i Jerikao fa misy Israelita tonga io alina io mba hitsikilo ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Nisy kosa nampandre izany tamin’ny mpanjakan’i Jerikô, nanao hoe: «Injao misy olona avy amin’ny zanak’i Israely, tonga alina atỳ hisafo ny tany.» Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary nisy nilaza tamin'ny mpanjakan'i Jeriko hoe: Injao, misy olona avy tamin'ny Zanak'Isiraely tonga atỳ izao alina izao hisafo ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjakan’i Jeriko hoe: Injao, misy olona avy tamin’ny Zanak’Israely tonga atỳ izao alina izao hisafo ny tany. Jereo ny toko |
Ary ny taranak’i Dana naniraka dimy lahy nofantenany avy amin’ny fokony rehetra, dia lehilahy mahery, avy tany Zora sy Estaola, mba hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany; ary hoy izy taminy: Mandehana izahao ny toetry ny tany. Ary tonga tany amin’ny tany havoan’i Efraima tao an-tranon’i Mika izy, dia nandry tao.