Zakaria 6:14 - Baiboly Katolika14 Ary ny satroboninahitra dia ho an’i Helema, i Tobia, i Idaia ary i Hena, zanak’i Sôfônia, ho fahatsiarovana ao an-tempolin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ary ny satroboninahitra dia ho ao amin’ny tempolin’NY TOMPO, ho fahatsiarovana ho an’i Helema, i Tobia, i Jedaia ary i Henà, zanak’i Zefania. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ary hijanona eo amin’ny tempolin’ny TOMPO ilay satroboninahitra ho fampahatsiarovana an’i Helday sy i Tôbià ary i Jedahià, ary koa ho fampahatsiarovana ny fahalalaham-pon’ilay zanakalahin’i Tsefanià. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary hijanona eo amin’ny tempolin’ny TOMPO ilay satroboninahitra ho fampahatsiarovana an’i Helday sy i Tôbià ary i Jedahià, ary koa ho fampahatsiarovana ny fahalalaham-pon’ilay zanakalahin’i Tsefanià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ny satroboninahitra dia ho an’i Helema sy Tobia sy Jedaia ary Hena, zanak’i Zefania, ho fampahatsiarovana ao amin’ny tempolin’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ny satro-boninahitra dia ho an'i Helema sy Tobia sy Jedaia ary Hena, zanak'i Zefania, ho fampahatsiarovana ao amin'ny tempolin'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ary ny satroboninahitra dia ho ao amin’ny tempolin’NY TOMPO, ho fahatsiarovana ho an’i Helema, i Tobia, i Jedaia ary i Henà, zanak’i Zefania. Jereo ny toko |