Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:9 - Baiboly Katolika

9 Nony avy niresaka teo izy ireo, nampamono ondralahy iray i Ragoela sy nampanamboatra sakafo lehibe dia nanainga azy ireo hipetraka hisakafo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Rehefa avy nisasa sy nidio araka ny fanao ireto vahiny, dia niroso hisakafo. Ary hoy i Tôbià tamin’i Rafaela: –Ry Hazarià malalako, mba angataho i Ragoela hanome an’i Sarà havako ho vadiko.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra