Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:8 - Baiboly Katolika

8 Samy latsa-dranomaso koa i Anà vadiny sy i Sarà zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Avy eo i Ragoela dia nampamono ondrilahy anankiray tamin’ny andiam-biby fiompiny mba hanaovana fandraisana mafana an’ireto vahiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra