Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:10 - Baiboly Katolika

10 Fa hoy i Tobia: «Tsy hihinana na hisotro eto aho anio, raha tsy ekenao ny fangatahako, ka omenao toky aho fa homenao ho vadiko i Sarà zanaka vavinao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nandre izany teny izany i Ragoela ka nilaza tamin’ilay tovolahy hoe: –Mihinàna sy misotroa ianao, ary hararaoty hifaliana izao takariva izao. Tsy misy olona manan-jo hanambady an’i Sarà zanako vavy afa-tsy ianao, rahavako. Tsy azoko atao ny manome azy amin’olon-kafa ankoatra ny tenanao, satria ianao no havako akaiky indrindra. Kanefa holazaiko anao mihitsy ny marina:

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra