Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:11 - Baiboly Katolika

11 Nivadika ny fon-dRagoela nandre izany teny izany, satria fantany ny nanjò azy fito lahy vadin’io, izay nanatona azy, ka raiki-panahiana sahady izy, fandrao dia idiran-doza toy izany koa ity. Mbola tao anatin’izany fisalasalana izany izy, ka mbola tsy namaly ny fangatahan’i Tobia,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 lehilahy fito anisan’ireo Israelita havantsika no efa nifandimby nomeko azy ho vady, saingy maty avokoa izy rehetra tamin’ny alina fampakarana, iny ireo hanatona an’i Sarà iny. Izao aloha ianao, anaka, dia mihinàna sy misotroa; ny Tompo kosa no hiasa hanambina anareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra