Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:5 - Baiboly Katolika

5 Ary raha nilaza soa betsaka momba an’i Tobia i Ragoela, dia hoy ny Anjely taminy: «Izay Tobia lazainao izay no rain’ity zazalahy ity.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ary hoy ihany i Ednà hoe: –Mba manahoana izy izay? Ka novalian’ireto vahiny hoe: –Mbola velona aina izy ary salama tsara. Sady nampian’i Tôbià hoe: –Izy ange no raiko!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra