Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 7:4 - Baiboly Katolika4 Ary hoy i Ragoela taminy: «Mba fantatrareo va i Tobia rahalahiko?» «Fantatray izy,» hoy izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia hoy indray i Ednà hoe: –Mba fantatrareo ve i Tôbita havanay! Ka novalian’ireo hoe: –Eny, fantatray izy! Jereo ny toko |