Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:3 - Baiboly Katolika

3 Avy nilaza izany izy, dia nanao hoe: «Avy aiza moa ianareo, ry zatovo rahalahinay?» Hoy ny navalin’ireo: «Avy amin’ny fokon’i Neftalì, babo any Niniva, izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary nanontanian’i Ednà ireto vahiny ny amin’ny fiaviany, ka namaly azy hoe: –Avy any Ninive izahay. Anisan’ny voababo tamin’ny taranak’i Naftalỳ izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra